Your Ad Here
[Main Site][Contact Us][Advertise Here]

Fandraisana

Avy amin'i Wikipedia

Hanketo: Fikarohana, karohy
TONGA SOA eto amin’ny WIKIPEDIA

Tetikasa iray lehibe iarahantsika manamboatra ny rakipahalalàna (encyclopédie)
malagasy amin'ny internet. Raha tianao dia azonao atao ny misoratra ho mpikambana.
Mba hahazoantsika sary an-tsaina hoe ahoana ny momba ny wikipedia dia
azontsika jerena ny amin'ny teny frantsay sy amin'ny teny anglisy.
Raha misy fanontaniana na sosokevitra dia mandehana eto na eto.

Amin'izao fotoana izao
dia misy Takelaka 2 001 voaangona ato
Mpikambana 1 993 no nanoratra anarana ato,
dia miandry anao hanatevin-daharana.

Format-justify-left.svg Pejy rehetra X-directory-normal-drag-accept.svg Sokajy Portal.svg portal
Nuvola apps localeSLO.png Siansa link=:sokajy:Siansa{{{1}}}ara-tsosialy Siansa ara-tsosialy Nuvola apps kcoloredit.png Hosodoko
Nuvola philosophy.png Filozofia Nuvola apps edu mathematics.png Matematika Museum btn.png Donia
Gnome-globe.svg Ekolojia Nuvola apps kcmsystem.png Teknolojia Nuvola apps kalzium.png Simia
Nuvola apps ksig.png


Mila fanoroana ve ? ... Tsindrio eto
Wikibar2.png

Nuvola filesystems services.png TAKELAK'ITY VOLANA ITY

Flag of Indonesia.svg
Indonesia provinces map-fr.svg

Indonezia, na amin'ny toetra ofisialy Repoblikan' Indonezia (fiteny indonezianina : Republik Indonesia) dia arsipely manana nosy 17 508. Ny fihisin'ny Indonezia dia eo anelakelan'ny tanjon'ny atsimo atsinanan'ny Azia sy Aostralia, anelakelan'ny ranomasimbe indianina sy ny Ranomasimbe Pasifika. Mizara sisintany miaraka amin'ny Malaizia eo amin'ny nosin'i Borneo, miaraka amin'ny Papoazia-Ginea Vao any amin'ny nosin'ny Ginea Vao ary amin'ny Timoro Atsinana eo amin'ny nosin'i Timor. Nosy 6 000 amin'ny 17 508 no misy olona ary 80 000 km mahery ny tontalin'ny amorontsirak'i Indonezia.

Wikibar2.png

Artículo bueno.svg TAKELAKA TSARA VAKIANA

MediaWiki dia rindrankajy wiki iray manana ny lisansy GNU General Public License na GPL. Nosoratana tamin'ny PHP ary mitaky banky angona MySQL. Tany am-boalohany dia ho an'i Wikipedia, raki-pahalalana malalaka mampiasa wiki, no namoronana azy, fa ankehitriny kosa dia efa fitaovana fanta-daza sy be mpampiasa, iray amin'ireo ankafizin'ny mpampiasa wiki indrindra. Ankehitriny ohatra, dia ny tetikasa rehetra an'ny Wikimedia Foundation, ny wikis rehetra ao amin'i Wikia, ary wiki ngeza maro no mampiasa azy. Fantatra koa fa misy orinasa mampiasa azy hizarana fampahalalana anatiny na ataony CMS. Iray hosinganina amin'ireny i Novell.
MediaWiki-smaller-logo.png

Maro ny zavatra vitan'i MediaWiki, ary afaka tovanana ihany koa izany fitaovana miaraka aminy izany. Noho ny lanja lehibe ananan'ny fampiasana tenim-pirenena maro amin'ireo tetikasa Wikimedia dia niitatra tany amin'ny mpamolavola ny rindrankajy ihany koa io lanjan'ny fahafahana mampiasa tenim-pirenena maro io. Ireo teny sy fanazavana ifandraisan'ny mpitsidika sy ny solosaina dia voadika ampahany na manontolo amin'ny tenim-pirenena mihoatra ny 70, ary mbola afaka ovain'ny mpitantana ny sehatra izany avy eo na hatsarainy (eo anivon'ny wiki ihany no anaovany izany fanovàna izany). Ary satria koa iray amin'ireo sehatra ngeza indrindra eran-tany i Wikipedia, dia lahasa iray ho an'ny mpamolavola ny rindrankajy ihany koa ny momba ny cache sy replication amin'ny banky angona.

Wikibar2.png

Emblem-pictures.svg SARIN' ITY HERINANDRO ITY

Wikipedia:Sary/*/Herinandro 6 2010
Wikibar2.png

Nuvola apps knewsticker.png VAOVAO

Pandemia gripa A(H1N1), Vokatry ny horohorontany any Haiti tamin'ny 2010, Coupe d'Afrique des Nations amin'ny baolina kitra 2010, Epidemia meninzita any Afrika Andrefana
  • 23 Janoary : Nilaza ny governenmanta Haisianina fa ho tapitra amin'io daty io ny famonjena ny olona tra-boina tamin'ny horohorontany nitranga tamin'ny 12 Janoary tany Port-au-Prince.
  • 17-20 Janoary : Ary ara-pinoana ny Jos (Nigeria). Olona 465 no maty, arivo mahery no naratra ary ary olona mahery ny 17000 no nandositra.
  • 17 Janoary : Manomboka ny fifidianana ny filoha any Okraina.
  • 12 Janoary : Horohorontany mahery nanana tanjaka 7.0 amin'ny maridrefy Richter tany Haiti tamin'ny 11 alina ora any an-toerana, 5 hariva any Haiti, dia nisy horohorontany namely mafy ny nosin'i Haiti izay nahafatesana aman-jatony ary niteraka fahasimbana goavana. Potika tanteraka ny foiben-toeran'ny Firenena Mikambana potika tanteraka, Tafika misatro-manga an-jatony no voalaza fa tsy hita , ao anatin'izany ny lehiben'ny Minustah, diplaomaty Toniziana: Hedi Annabi.

Nuvola apps gaim.png EFEMERIDA

Olo-malaza farany maty : Jean-Claude Brialy (mpanao filma frantsay, 30 Mey) · Huang Ju (mpanao politika sinoa, 2 Jiona) · Michael Jackson (mpihira amerikana, 25 Jiona)


Volana desambra

MIARAHA MIASA

Janoary-Febroary
  • Ilaina fenoina ny lahatsoratra vangovango eto amin'ity wiki ity. Raha tsy mahita vangovango hofenoina ianao, na tsy manana fotoana amoronana na mameno vangovango iray. Dia ampiasao ny rohy « handefa takelaka » eo amin'ny fizarana « fanoroana sy fitsipika » eo ankavia ; apetraho ao ny lahatsoratra tianao hoforonina, dia izahay no mikarakara ny sisany.
  • Ilaina jerena ihany koa ny lahatsoratra tsy manan-tsary eto amin'ny wikipedia (tsindrio eo amin'ny rohy « kisendra » im-betsaka ; mbola tsy misy pejy manokana afahana mijery ny lahatsoratra tsy misy sary) ; ka inona hoy anareo ny raki-pahalalàna tsy misy sary izany ? Araka ny statistika afaka jerena eto, mihakely arakaraky ny fandrosoan'ny taona ny isan'ny sary misy eto amin'ny wikipedia malagasy... Ho an'ny sary ho apetraka, afaka mijery ny sary efa misy any amin'ny wikimedia commons (banky angon-tsary sy fametrahan-drakitra iraisan'ny raki-pahalalàna rehetra) ianao ,fa mila apetraka amin'ny fiteny anglisy ny fikarohanao, na, raha tsy misy ilay sary notadiavinao tany amin'ny wikimedia Commons, mampidira sary iray amin'ny alalan'ity rohy ity.

Nuvola apps kdmconfig.png FIKAMBANANA

Kely loatra amin'izao tontolo izao ny fikambanana sy ny takelaka tsara vita eto amin'ity wikipedia ity. Ra te-hanoratra lahatsoratra eto ianao, jereo ny Lahatsoratra ilaina maika na jereo ny pejy tokony hadika amin'ny teny malagasy. Tokony mba hahatratra 2.000 takelaka isika raha tena mazoto manoratra ny mpikambana malagasy !

Afaka manoratra avy hatrany ianao, na afaka miditra raha maniry ny ho mpikambana. ( vangio ny pejin'ny fikambanana eto )

SOKAJY

Sciences exactes.svg
AstronomiaBiolojiaHay TanyEkolojiaFahasalamànaFizikaInformatikaKajySimiaFanisanaMatematikaToe-tsaina


Sciences humaines.svg
TantaraFambolenaTaozava-baventyGovernemantaLalànaMaritranoFitsaboanaPolitikaRaharaham-bahoakaRaharahaRindran'asaTeknolojia


Société.png
ArkeôlojiaJeografiaFitenyFikarohana momban'ny fitenyAnganoFiaraha-moninaToe-Karena


Religious symbols.svg
Fomban-drazanaFivavahanaFoto-pinoanaFiangonana


Nuvola apps edu miscellaneous.svg
FialambolyFizahan-tanyHaisoratraAsa-tananaFialam-bolyHosodokoInternetLalaoMozikaNahandroOperaFilazam-baovaoSarimihetsikaSokitraTononkaloFisokajiana araka ny lohatenyDisiplina akademikaAlimanakaTabilao ny TsiahyTantaram-piainana (biôgrafia) • Toro Lalana
Wikibar2.png

Artículo bueno.svg INONA NO MAIKA INDRINDRA

  • Raha misy afaka manampy dia maika indrindra ny fandikana amin'ny teny malagasy ireo teny rehetra miasa amin'ity fitaovana ity. Jereo eto ary dia mametraha sosokevitra amin'ny dinika (talk) isaky ny teny.
  • Tsara atao koa no manampy ny mpandika teny miteny malagasy any translatewiki. Aloha no manampy ny mpandika teny any Translatewiki, Tsindrio eto .
  • Eo koa ireo teny mila votoatiny izay efa mirohy amin'ny takelaka hafa.
Fanoroana sy fitsipika